logo

Maforal : A� Sahia maneho fa gasy A�

Isana��ireo mpanakanto mpamokatra fitafy fianjaika (Styliste) sy kojakoja mifanaraka amina��izany nandray anjara tamina��ny hetsika Y latro tetsy amina��ny tokontanibena��ny YMCA Madagascar etsy Nanisana ny alina��ny zoma 8 desambre 2017 teo i AimA�e Robiath Julliette, fantatra amina��ny anarana maha mpanakanto hoe Maforal (Madagascar for all) izay midika fa natao ho ana��ny rehetra ny vokatra Malagasy. Ny fampifangaroana ny akora malagasy, dia ny Soga sy ny Landy amina��ny lamba afrikanina na ny Wax na koa hoe Panne no isana��ny iavahany amina��ireo mpampilatro hafa. Malagasy aho, hoy ny tenany, ary aty afrika no misy antsika.

[Lire la suite...]

Regis Gizavo: vao 6 taona dia efa nilalao angorodao

Isana��ireo mpanakanto mpamokatra fitafy fianjaika (Styliste) sy kojakoja mifanaraka amina��izany nandray anjara tamina��ny hetsika Y latro tetsy amina��ny tokotanibena��ny YMCA Madagascar etsy Nanisana ny alina��ny zoma 8 desambre 2017 teo i AimA�e Robiath Julliette, fantatra amina��ny anarana maha mpanakanto hoe Maforal (Madagascar for all) izay midika fa natao ho ana��ny rehetra ny vokatra Malagasy. Ny […]

Zavamaneno malagasy : Ny tantarana��ny valiha sy ny fahendrena fonosiny

Anisana��ny mifamatotra akaiky amina��ny tantarana��i Madagasikara sy ny Malagasy ny valiha. Fanontaniana anisana��ny goavana indrindra sy mila itadiavam-baliny ny hoe : A� avy any ivelany sa antsika Malagasy marina ny valiha ? A�. Valim-pikarohana vitsivitsy no ndeha hamaliantsika io fanontaniana io...

Kolontsaina manana ny maha izy azy ny amponga

Zavamaneno manana ny mampiavaka azy eto ambonin'ny tany ny amponga. Raha ny fanamarihana��ny manampahaizana, izy koa no tena tranainy indrindra. Na eo aza ny fandrosoana��ny teknolojia sy ny hairaha nentina��ny Fandrosoana, dia mbola ampiasaina mandraka androany ny amponga...

Zavakanto