logo

Aina Miolampandry : a�?Hanandratana ny soatoavina malagasy ny Kabary sy ny Poezia A�

Manitsaka ny faha-17 taona nilomanosana tao anatin'ny tontolon'ny fikabariana i Aina Ramaroson, fantatra amina��ny anarana maha mpanakanto hoe Aina Miolampandry amin'izao fotoana izao, satria efa nanomboka tany amin'ny kilasy faha 4 izy no nikabary. Lova avy amin'ny dadabe anankiroa (avy amin'ny dada sy avy amin'ny mama) ilay fikabariana, saingy ny fidirana mpikambana tao amin'ny Fimpima na Fikambanana��ny mpikabary malagasy tamin'izany no nentina nanatevina ny fahalalana, niampy ny fanovozana fianarana momba ny teny sy ny riba ary ny literatiora malagasy teny anivon'ny Anjerimanontolo eny Ankatso, tao amin'ny STeLaRiM (Sampana teny sy Lahabolana ary Riba Malagasy) ary manana ny mari-pahaizana Master II amin'ny literatiora sy ny seraseran-doka (communication publicitaire). Mpikambana mpananganana (Membre fondateur) ny MPIKALO na Fikambanan'ny Mpikabary Katolika eto Madagasikara izy.

[Lire la suite...]

Titane Pigny : Namoaka ny A� La��abecedaire A�

Boky faha-5 navoakana��ilay mpanoratra Titane Pigny ary nampahafantarina tetsy amina��ny Hotely Colbert ny zoma 17 novambra teo ny a�?La��abA�cA�dairea�? na a�?Ny ABDa�? izay nitantarany ny fiainana nolalovany amina��ny alalana��ny filalaovana ireo litera ao anatina��izay ABD izay. Nandritra ny telo volana ny nanoratana azy ity ary raha ny tokony ho izy moa, ny volana oktobra no namoahana ny boky, saingy noho ny fipariahana��ny valanaretina pesta teto amintsika, tamina��ity volana novambra ity izany vao tafavoaka.

HANANGANA NY MATY

Mankaleo ny eritreritro ny mahita anao ao an-tsaiko ao kivy mivaloharika ny fiasan'ny masoko hakaso mangarika mivainga-mikorisa ny foko nangatsiaka te hanangana ny maty te hisotro ny zara faty dia manao tohy vakana ny fahatsiarovako

MBA TSIA

Rehefa nahafoy ny manontolo dia meteza arahin-dolo mandra-pahafaty hatrany ambanin-drangolahy dia mbola hiatiaty hambabo ny fanahy ny fitiavany ny fitiavany fa ny azy dia ny hikatsaka ilay nofo lava izao dia nielina sahady fa tsy tandrintandrinao

Fify Razakason sy ny aingam-panahiny

Poezia, tononkalo, Slam,a�� samy endrika ahitana ny maha kanto any anivona��ny literatiora avokoa izany rehetra izany. Isana��ny mpiangaly ny iray amina��ireny literatiora an-tsoratra hantsaina am-bava ireny i Razakason Fidy, fantatra amina��ny anarana maha poeta hoe Fify

Tantaran’ny Literatiora Malagasy

Hitondrana famelabelarana eto ny Tantarana�� ny Literatiora Malagasy. Tahaka ny literatiora rehetra maneran-tany, nisy ny vanim-potoana nolalovana�� ny Literatiora malagasy. Araka ny voalazana�� ireo mpikaroka maro, teo anelanelana�� ny taona 1826 ka hatramina�� ny taona 1896.

Jean Joseph Rabearivelo: Andrarezina��ny literatiora

Jean Joseph Rabearivelo Andrarezina��ny literatiora Andrarezina��ny literatiora iraisam-pirenena, izay no azo hamehezana azy rehefa tena nozoina ny tantaram-piainana litererany na dia teo aza ny aloka izay nandrakotra ny tantaram-piainana maha olon-tsotra azy. Teraka ny 4 martsa

FANANGANANA NY RAFITRA

Nivoakaa�?nya�?farana��nya�?herinandroa�?lasaa�?teoa�?nya�?anarana��ireoa�?voafantinaa�?handrafitraa�?nya�?Filan-kevitrya�?nya�?Fampihavananaa�?Malagasya�?naa�?nya�?FFM.a�? 28 aoA�t 2017