logo

Ny drafitra telo voalohany momba ny kabary fitokanan-trano

Nampiavaka ny Malagasy ny fahendrena hoe : "Velona iray trano" izany. Tsy afa-nisaraka tamin'ny fomba amam-panao anefa, ny momba ny resaka fitokanan-trano teo amin'ny fiarahamonina ntaolo, ary mbola misy ny tsy manadino izany ankehitriny. Iray amin'ireny ny kabary amin'ny fitokanan-trano...

[Lire la suite...]