logo

Ny mpanjaka Andrianampoinimerina : Nalaza ho nanambatra ana��Imerina

Maro ireo mihevitra fa raha ny fitondrana nisy teto Madagasikara hatramina��izay ka hatramina��izao aloha, mbola tsy nisy tsara laza nihoatra ny fitondran' Andrianampoinimerina, izay nalaza tamina��ny fanambarana ana��Imerina enin-toko. Raha bangoina aza moa ireo fanehoan-kevitra efa nisy hatramina��izay, toy ny te hilaza izany mihitsy fa ity Mpanjaka ity no nahay nitondra indrindra teto amina��ny Firenena ary hany tokana nitondra fandrosoana.

[Lire la suite...]