logo

Ny Vazimba sy ny tantarany: Mifono ny toe-tsaina maha gasy

Na angano, na lovantsofina izay mipaka amina��ny tantaram-pirenena mihitsy dia saika hahatarafana avokoa fa ireo fahendrena sy soatoavina naha malagasy sy nampandroso azy fahagola dia saika nolovaina tamina��izany antsoina hoe Vazimba izany avokoa. Maro sy mifamaofao be ihany anefa ireo raki-tsoratra momba izany atao hoe Vazimba izany, hany ka lasa marobe ireo fiheverana sy fitsarana mandratsy endrika ity razambena��ny malagasy, araka ny voarakitra��ireo tantara momba ana��i Madagasikara ity. Misy ireo raki-tsoratra sasany aza moa milaza mihitsy fa fanahy ratsy ny Vazimba. Ao ireo nandrakitra fa ratsy endrika, mampatahotra sy mampandositra ny Vazimba. Ny matetika re koa dia hoe fohy kely sy tsy ampy refy.

[Lire la suite...]