logo

Manda ho an'ny firaisankinam-pirenena: "Tafita ny fanilo."

[Lire la suite...]

KMFCNOE: a�?Aleo hezahana ho tratra ilay isana��ny mpifidy 10 tapitrisa.a�?

8 andro sisa dia higadona ilay antsoina hoe "taom-pifidianana", araka izay namaritan'ny vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana na CENI azy. Nampanantena ny teo anivon'ity rafitra ity fa hanao ny ezaka rehetra hampangarahara ny fifidianana rehetra ho avy eo. Etsy ankilan'izay kosa ny KMFCNOE dia mikarakara fikaonan-doha goavana hametrahana paikady hahafahana manara-maso izany sy hanabeazana ireo mpifidy.

Teza : Mila omena hasina ny Fokonolona amina�� ny Fampandrosoana

Foto-kevitra nijoroana�� ny antoko Teza hatramina�� izay ny fanomezan-danja ny fokonolona. Araka ny nambaran-dRakotoamboa Jean Louis,Filoha nasionalina�� ny antoko Teza fa A� mila omen-kasina ary lanja manokana mihitsy ny fokonolona manerana ana�� i Madagasikara amina�� ny fampandrosoana ny Firenena A�.

Ady amina�� ny kolikoly : Tsy mahomby i Madagasikara

Saro-toerana ny fampiharana ny ady amina��ny kolikoly eto Madagasikara. Nisy anefa ny fifanaovan-tsonia marobe notanterahina��ny firenentsika iadiana momba ity fositra manimba ny hoavim-pirenena itya��

Fikambanana��ny Bena��ny TanA�na ambanivohitra :Tafatsangana ara-panjakana ny AKAMA

Nampahafantarina ny rehetra tetsy amina��ny Colbert Antaninarenina, ny herinandro lasa iny, ny fijoroana��ny fikambanana��ny Bena��ny TanA�na, antsoina hoe a�?Akamaa�?. Anisana��ny tanjona��izy ireo ny hametraka ny toerany ny bena��ny TanA�na ambanivohitra. Vinana��izy ireto ny hisiana��ny fifandraisana matotra amina��ireo sefo distrika, ny loholona ary ny solombavambahoakaa��

Raharaham-politika : LalA�m-pifidianana hitoetra sy haharitra

Mitana andraikitra lehibe eto amina��ny Firenena ny resaka fifidianana. Fototra iray mampisy fitoniana anefa ny fametrahana ny lalA�m-pifidianana, mba tsy hisiana��ny korontana eto amina��ny tany sy ny fanjakanaa��

Hanana kandidA� tokana ny Armada amina��ny fifidianana 2018

Samy manana ny fomba fijeriny amina��ny ilay volavolan-dalA�na momba ny fifidianana ny antoko politika misy eto Madagasikara. Ny hita, miankina amina��ny fironana��ilay antoko no mahamety na tsia ilay volavolan-dalA�na ity, izay marihina fa efa eny anivona��ireo Komity iombonana��ny minisitera.

Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana: Hiezaka hampangarahara ny lisitra

Miaiky ny avy eo anivona��ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny Ceni amina��izao fotoana izao fa mbola be ny lesoka tokony hoharenina eo amina��ny fipetraky ny lisi-pifidianana eto amintsika. Mitaky fiaraha-mientana izy ireo na dia eo aza ny fanohanana ara-bola azo momba ny resaka fifidianana...

Niteraka adihevitra ny momba ny LalA�mpanorenana

Nifarana ny sabotsy 19 may 2018 teo ny kaongresy nasionalin’ny antoko Manda ho an’ny firaisankinam-pirenena. Tafita ny fanilo. Izay raha fehezina ny voalazan’ny filoha mpanorina ny antoko, Lalatiana Ravololomanana. Nohamafisin’ny filoha vaovao mandimby toerana, Nosy (eo amin’ny sary), moa nandritr’ity kaongresy notontosaina tetsy amin’ny Le pave Antaninarenina ity fa dia mitohy ny fijoro dia ny […]

Hasina��ny fahefam-panjakana: Mila averina haingana, hoy Ranjatohery Harilala

Ny famerenana haingana ny hasina��ny fahefam-panjakana mba hisy dikany hoe misy fanjakana afaka mampihatra ny lalana velona eto ary manana ny sazy tandrify izany no vahaolana amina��izao zava- misy eto amina��ny firenena izao, hoy ny mpanabe no sady mpandinika tantara, Ranjatohery Harilala.