logo

Fijoroana��ny Restaurant Le complexe : Nampisongadina hatrany ny vita malagasy

Nankalaza ny faha herintaona ny Toeram-pisakafoana A� Le complexe A� etsy Antanimena. Nampisongadina hatrany ny nahandro tena malagasy izy ity ary mbola vonona ny hanome ny tsara ho ana��ny Malagasy na ny teratany vahiny, tonga eto Madagasikaraa��

[Lire la suite...]

Kolontsaina sy Politika: Mpivady tsy afa-misaraka

Isan'ny sehatra iray zary lasa maka sisiny eto amintsika amin'izao fotoana izao ny kolontsaina. Marobe rahateo ireo kolontsaina avy any amina firenen-kafa izay nifandona tamin'ny kolontsaintsika ka rehefa hita fa resy tosika moa izany ny an'ny tena dia somary naka sisiny aloha saingy ny olana dia izy mbola tsy nety tena tafaverina an-kianja hatramin'izao. Hain-dehiben'ny firenena anefa ny kolontsaina satria mila tsara kolo ny sain'ireo mpitondra eto mba tsy ho sanatria ho arafesina ka tsy hahavita hanao jery lavitra ny fitantanana ny firenena fa hitady vahaolana vonjimaika lava izao.

Ny tanA�nana��i Tsiroanomandidy: TanA�nana��ny Manjaka tokana

Araka ny efa nambara, tsy tongatonga ho azy ny anaran-tanA�na iray fa nanana ny tantarany avokoa. Isana��ny nanamarika ny tantaram-pirenena ny tantarana��i Tsiroanomandidy, distrika sy kaominina iray azo lazaina hoe niantombohana��ny tantarana��i Madagasikara satria, isana��ireo toerana norombahana��ny Mpanjaka Radama I nanitarany ny fanjakany, ny taona 1822, raha hiverenana ny rakitry ny ela. Isana��ireo distrika mandrafitra ny Nosy miala 212 kilaometatra eo ao andrefana��Antananarivo ao ity tanA�nana��ny Manjaka tokana ity satria nametra mihitsy hono, ny mpanjaka Radama voalohany nanjaka teto Imerina, rehefa nandresy ny fanjakana sakalava notarihina��ny mpanjaka Ramitraho tamina��ny fotoana��androny fa a�?tsy roa no mandidya�? ao an-toerana nanomboka teo fa ny tenany irery ka dia izy no nametraka ny anaran-tanA�na.

Gidro Varika: Ringana afaka 20 taona raha tsy tandremana fatratra

Harem-pirenena mampiavaka antsika ny Varika. Miisa 113 no karazana��ity gidro ity, izay tsy misy afa-tsy eto Madagasikara, izany hoe mamaritra ny 20% ny karazan-gidro misy eto amina��izao tontolo izao kanefa 0,4% amina��ny velaran-tanina��izao tontolo izao no velaran-tanintsika...

Ny tanA�na : Nisy fototra niaviana fa tsy tongatonga ho azy

Tsy tongatonga ho azy akory ny anarana��ny tanA�na ireny fa nisy dia nisy tokoa ny fototra nipoirany. Savaranonando ihany izao, fa ny manetsabe mbola hoavy. Mila mametraka tantara ho ana��ny taranaka isika raha tiana ny tsy hahakizo fara sy hahavanona azy ireo. Ho fanilo mitsilo azy ireo tokoa ny voarakitra ato anatina��ity tranonkalam-pifandraisana itya��

Tanana

Nanana ny nampiavaka azy hatrany ny toeram-pisakafoana A�A�Restaurant le complexeA�A� etsy amina��ny Villa Pradon Antanimena, nandritra izay herintaona nijoroany izay. A�Fantatra fa nankalaza ny faha herintaona nijoroany ity toeram-pisakafoana ity, ny 15 desambra 2017, lasa teo. HetsikaA� marobe no notontosaina, tamina��ity takariva niavaka ity, satria nisy ny fiaraha-nanapaka mofomamy tamina��ireo mpanotrona. A�Niavaka ny lanonana, fa […]

Anatirova: Mitahiry ny tantara ho ana��ireo mpitsidika

Raha ny tokony ho izy, tafiditra ao anatina��ny tantara ny mahakasika ny Rovana��i Manjakamiadana. Heverinay eto amina��ny Faribolana Fanilo anefa, ny tokony hanaovana��ny Malagasy teratany zahantany voalohany eny amina��ny Rova, izao vao mihisaka tsikelikely any amina��ny Faritra raha toa ka eto an-kibona��Imerina na eto an-drenivohitra izy no mitoetra. Tsy ny antsipiriany na ireo tsy maintsy hidirana lalina no ilozoantsika fa ireo tsara ho fantatra.