logo

Kolontsaina sy Politika: Mpivady tsy afa-misaraka

Isan'ny sehatra iray zary lasa maka sisiny eto amintsika amin'izao fotoana izao ny kolontsaina. Marobe rahateo ireo kolontsaina avy any amina firenen-kafa izay nifandona tamin'ny kolontsaintsika ka rehefa hita fa resy tosika moa izany ny an'ny tena dia somary naka sisiny aloha saingy ny olana dia izy mbola tsy nety tena tafaverina an-kianja hatramin'izao. Hain-dehiben'ny firenena anefa ny kolontsaina satria mila tsara kolo ny sain'ireo mpitondra eto mba tsy ho sanatria ho arafesina ka tsy hahavita hanao jery lavitra ny fitantanana ny firenena fa hitady vahaolana vonjimaika lava izao.

[Lire la suite...]